Entrée manifika (hifika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mampiala, manesotra: Nanifika ny rano tamin' ny anana izy ka lena ny tarehiko
¶ Manda, manosika: Nanifika azy ny fokonolona [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manifika
nanifika
hanifika
manifiha

2010/05/14