Entrée manihika (tsihika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Maka hazandrano amin' ny tandroho: Lasa nanihika any amorona izy
¶ Maka, mandany, mangalatra tsikelikely: Manihika ny fananan' ny madinika no ataon' ny mpangoron-karena [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manihika
nanihika
hanihika
manihifa
Citations 

Mis à jour le 2010/05/14