Entrée manihy (hihy)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tanala] mikiky, mikory [Rakotosaona 1972]
   [ mañihy ] [Tanosy] mikiky [Rakotosaona 1972]
   Mikiky (hazo); manala ny hodi-malemy (mangahazo); manala ny voany amin' ny babin-katsaka [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manihy
nanihy
hanihy
manihisa

Entrée mañihy
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tanosy] mamatra [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2010/05/05