Entrée manipaka (tsipaka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mandaka: Aza manipaka ny zokinao re, anaka, fa tsy fanao
¶ Manosika amin' ny tongotra: Aza manipaka ny lamba firakofana sao mangatsiaka ka mandraiki-marary
¶ Manda, tsy manaiky: Manipaka ny hevitry ny maro Rabe, ka osa izay hanjò azy!
¶ Manary: Manipaka an-dRalay tsy ho zana, ny intsony rainy, fa tafahoatra loatra ny ditrany [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manipaka
nanipaka
hanipaka
manipaha

Entrée manipaka
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bara, Sihanaka, Tambahoaka] mitsipika [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2010/05/05