Entrée manitsaka (hitsaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Bara] mihosy tanimbary [Rakotosaona 1972]
 Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra
¶ Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso
¶ Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny! [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to trample on [Hallanger 1973]
Définition française fouler aux pieds [Hallanger 1974]
Morphologie 
manitsaka
nanitsaka
hanitsaka
manitsaha
Mots composés, titres, noms 
Illustrations 

Entrée manitsaka (hitsaka)
Partie du discours verbe actif
Définition anglaise to disdain [Hallanger 1973]
Définition française dédaigner [Hallanger 1974]
Morphologie 
manitsaka
nanitsaka
hanitsaka
manitsaha
Mots composés, titres, noms 

2012/06/07