|
|
|
|

Entrée1  manivakivaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  ivakivaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivakivaka teto afovoan' ny olona
Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivakivaka no tsy hitanay akory? / Misy feo manivakivaka izany ka maharatsy ny hira
Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivakivaka ny sasany itony rehefa mandalo
Synonymes  9  manivaka

Mis à jour le 2025/07/29