|
|
|
|

Entrée1  manjanaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  zanaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Manangana ho zanaka: Nanjanaka azy talohan' ny nahaterahanay zanany i dada sy neny
Miteraka, misy zanany, manana: Tsy manaiky izy fa tsy maintsy manjanaka ny vola samborina aminy na dia ariary folo aza
Explications en anglais  11  [1.7] to put money out at interest
Explications en français  12  [1.3] prendre à intérêt
13  [1.8] prendre l'argent à intérêt

Anagrammes  14  mañanjaka, mananjaka, manjanaka

Mis à jour le 2025/08/10