Entrée | mankandoa (loa) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mahatonga te handoa (marihina fa zavatra avy any anaty no lazaina amin' izany): Mankandoa izany fofona izany; fa raha avy ety ivelany kosa, "mampandoa" no ampiasaina: Mampandoany marary ny mpitsabo raha nihinanjavatra ratsy toy ny poizina izy [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Anagrammes | manandoka, mandonaka, mankandoa |
Mis à jour le 2023/01/05 |