| Entrée | 1 manoatoa |
| Radical | 2 toatoa |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Milaza zavatra tsy mbola fantatra mazava; miomana haingana, mametra andro handehanana ka tsy matahotra akory ny ho voasakan-tsampona: Rahoviana ianao no handeha? Tsy manoatoa aho fa amin' ny Alakamisy no mikasa hiainga [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|