Entrée manoatra (hoatra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manan-tombo: Manoatra an-dRakoto amin' ny havaventy Rabe
¶ Mahery lanja, tsara kokoa: Mbola manoatra noho ny raozy ny lisy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to exceed, to surpass, to go over to overtake and pass [Hallanger 1973]
Définition française   excéder, surpasser; attraper et excéder [Hallanger 1974]
Morphologie  
manoatra
nanoatra
hanoatra

Entrée manoatra
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Sihanaka] misolo [Rakotosaona 1972]

Entrée mañoatra
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bezanozano, Tambahoaka, Tanala] manoaka: Vokisana hiasa ka mañoatra ambodi-tahalake (fahadisoam-panantenana) [Rakotosaona 1972]
Morphologie  
manoatra
nanoatra
hanoatra

2010/05/06