Entrée manofy (nofy)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mahita amin' ny torimaso: Nanofy an-dRakoto rainy, hono, izy
¶ Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manofy
nanofy
hanofy
manofisa
Synonymes   manonofy

Entrée mañofy (hofy)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tambahoaka] mivaofy, mamaofy [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] mivaofy, mamaofy, manaisotra ny hofy [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] mivaofy [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] manendaka hoditra [Rakotosaona 1972]

2013/04/05