| Entrée (1/2) | 1 manohoka |
| Radical | 2 tohoka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa hanohoka tanimbary isika izao Manisy kitay betsaka miavovona eo am-patana [1.1] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 9 manohoka |
| Radical | 10 hohoka |
| Partie du discours | 11 verbe actif |
| Explications en malgache |
12 Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany Mandentika ao anatin'ny fahoriana Mamono zaza amin'ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Nanohoka ny zanany nolazaina ho ratsy vintana ny olona taloha [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|