Entrée manolaka (tolaka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manodina: Nisy rivotra nanolaka ny varavarana
¶ Mamily, manasafelika: Hainy ny manolaka ny hevitry ny teny anankiray
¶ Mamindra, manilika: Aza sendra izay olon-dratsy manolaka voina amin' ny sasany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to quibble about something, to use a studied ambiguity of expression about anything, to turn away from its true meaning or intention. [Richardson 1885]
Morphologie  
manolaka
nanolaka
hanolaka
manolaha
Synonymes   manolakolaka

Entrée manolaka (tolaka)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   (teny tranainy) Enti-milaza olona manoto vintana [Rajemisa 1985]

Entrée manôlaka
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bezanozano] manary zaza [Rakotosaona 1972]

Entrée manolaka
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Sihanaka, Tambahoaka] mamosavy [Rakotosaona 1972]

2013/04/04