Entrée manombo (hombo)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mamantsika, mihazona na mitana mafy: Nanombo an' i Kristy tamin' ny hazo fijaliana ny Jody
¶ Mandentika olona amin' ny teny nataony ihany: Nanombo ahy tamin' ny teniko ihany i dada [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to fasten with nails or spikes [Hallanger 1973]
Définition française   attacher avec des chevilles ou des clous [Hallanger 1974]
Morphologie  
manombo
nanombo
hanombo
manomboa

Entrée manombo (tombo)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   ( mihombo no fampiasa matetika kokoa): Mihamafy (enti-milaza aretina): Nanombo ny aretiny hatramin' ny omaly [Rajemisa 1985]
Synonymes   mihombo

Entrée manombo
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bara] mitombo [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] manitatra, mihalehibe [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mampitombo, manitatra [Rakotosaona 1972]

Entrée Manombo
Partie du discours   nom propre (toponyme) [liste]
Définition française   fleuve de la région du nord-ouest de la sous-préfecture de Tuléar ... Il reçoit sur sa rive droite l'Adranojaza [Rajemisa 1966]
Vocabulaire  

2013/04/05