Entrée manombotomboka (tombotomboka (tomboka))
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bezanozano] miampanga lainga [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] mandainga [Rakotosaona 1972]
   Miampanga olona amin' ny zavatra tsy nataony, tsy misy antony; manendrikendrika [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manombotomboka
nanombotomboka
hanombotomboka
manombotomboha

Mis à jour le 2013/04/05