Entrée manondritra (tondritra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manatodika
¶ Manolaka (hadisoana)
¶ Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manondritra
nanondritra
hanondritra
manondrita
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31