Entrée manontolo andro (tontolo, andro)
Partie du discours expression
Définition malgache ny andro sy fotoana manomboka eo amin' izay itenenana ka mandra-paharivan' ny andro [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes anio tontolo

2009/02/25