Entrée mantsasaka (antsasaka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Enti-milaza anana na voankazo mialina andro ka tonga vonivony, manomboka ho simba, efa madiva ho lo [Rajemisa 1985]
Définition française mûr, fermenté, gâté, moisi légèrement [Abinal 1888]
Morphologie 
mantsasaka
mantsasaky
Exemples tsy hendry, tsy adala fa ondranondranana na mantsasaka, fa samy hita ao aminy izay mahahendry sy mahadala azy. [Rabemolaly: Fary]
Citations 

2019/05/12