Entrée marimaritra (maritra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao marimaritra e!
¶ Afa-dranom-panala, mangorovitsika
¶ Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ marimaritra [Rajemisa 1985]
Synonymes maritra
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2012/07/18