Entrée marirana (rirana)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra
¶ Enti-milaza tarehin' olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31