Entrée marivo (rivo)
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Tambahoaka] akaiky, tsy lavitra [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] akaiky, tsy lalina: Ka atrek'etsy atrek'eroa koa jaja eo fa tsy ba marivol any ijay nombany androany ijay (aza alefa atsy sy aroa intsony io zaza io fa tsy mba akaiky anie izay lalana nalehany izay) [Rakotosaona 1972]
 Tsy lalina, tsy lehibe ny elanelan' ny vavany sy ny vodiny; tsy mifanalavitra ny vavany na ny vohony sy ny fanambaniny: Marivo itỳ rano itỳ fa hatreo am-balahana fotsiny
¶ Tsy latsaka lalina, manify: Marivo nofo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise shallow [Hallanger 1973]
Définition française peu profond [Hallanger 1974]
Synonymes marivo salosana
 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot marivo (1): Marivolanitra

2013/12/14