Entrée marolongo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia mivoaka daholo izy rehetra manaraka an' ilay namono ny namany; somary volombatolalaka, misoratra fotsy ny volony. (Anarany hafa: Marorazana na Maroandavaka) [Rajemisa 1985]
Définition française   [Tankarana] nom d'une espèce de serpent. [David 1952 (takila M)]
Vocabulaire  
Synonymes   marorazana ~ maroandavaka

2017/03/10