| Entrée | 1 martiora |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1] |
| Synonymes | 4 maritiora, martiry |
| Anagrammes | 5 mairotra, 6 maoritra, 7 martiora, 8 miraotra, 9 miroatra, 10 mitroara |
| Mis à jour le 2025/10/07 |
|