Entrée masay
Partie du discours adjectif
Définition malgache Vady faharoan' ny lehilahy mampirafy: Nampirafy telo indraindray ny lehilahy taloha: ny vady be ny vady masay, ary ny vady kely [Rajemisa 1985]
Définition anglaise secondary [Hallanger 1973]
Définition française secondaire [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 

Entrée masay
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Taisaka] milamina, miadana, tony (ranomasina) [Rakotosaona 1972]

Entrée masay
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Taisaka] mihanaka [Rakotosaona 1972]

2012/07/15