|
|
|
|

Entrée1  matsaotsao
Radical  2 tsaotsao
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Tsy misy tsirony sady matsatsaka any am-bava, ka fiteny indrindra amin' ny vodin-javamaniry fihinan, ny voankazo...: Matsaotsao izany paoma izany. [1.1]
Explications en français  5 En parlant des tubercules ou des fruits : fades, trop aqueux, insipides. [1.196]
Synonymes  6 mitsaotsao
Analogues  7  berano, 8  maranorano

Mis à jour le 2025/10/31