Entrée mavojo (vojo)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] marofo [Rakotosaona 1972]

Entrée mavojo
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tanala] antitra, tsy tanora intsony: Rañavavy mampiady hira ka ny mavojo, mavojo mandy (rafotsibe mampiady kalo ka ny antitra antitra ihany) [Rakotosaona 1972]

2010/05/06