Entrée mavo vava (mavo, vava)
Partie du discours expression
Définition malgache  [Bezanozano] mosarena, noana [Rakotosaona 1972]
 ilazana ireo mahantra sy sahirana am-pivelomana [Rajemisa 1985]

2009/11/18