Entrée manofy (nofy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mahita amin' ny torimaso: Nanofy an-dRakoto rainy, hono, izy
Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny volana aho [1.1]
Explications en français Rêver: Manofy olona (Voir quelqu'un en songe) ~ Manofy mihira (Chanter en songe) [1.3]
Exemples Alao ary, ka vonoy, fa hitan-tsikidy, ary ny atodiny andrahoy manokana, ary mandrahoa vary sosoa, ary rehefa masaka dia arosoy, ka ny atodiakohodia hianao lehilahy manapoka eo amy ny toko, ary ny vadinao manofy, ka dia apetraho eo am-bilianay [2.293]
Morphologie 
Présent : manofy
Passé : nanofy
Futur : hanofy
Impératif : manofisa
Synonymes manonofy

Entrée mañofy (hofy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Tambahoaka] Mivaofy, mamaofy [1.78]
  [Taisaka] Mivaofy, mamaofy, manaisotra ny hofy [1.78]
  [Sihanaka] Mivaofy [1.78]
  [Tanosy] Manendaka hoditra [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20