| Entrée | 1 medaly |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Takela-by natao ho fahatsiarovana olo-malaza na zava-dehibe iray teo amin' ny firenena, -- na natao ho mari-boninahitra amena olona nahavita be ho an' ny tanindrazana: Vao nahazo medaly Rakoto (Ankehitriny dia efa betsaka no tsy mampiasa io teny io intsony, fa ny teny hoe meday no ampiasainy) [1.1#650] |
| Analogues | 4 meday |
| Anagrammes | 5 medaly, 6 mileda |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|