Entrée medameda (meda)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Medameda izy amin' izay ataony rehetra
¶ Mimeda, mitaredretra, mitsiredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavoza, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina [Rajemisa 1985]
Définition française (peu usité) lent, lambin [Abinal 1888]
Dérivations 
Synonymes meda

2017/05/16