Entrée meksikanina
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Meksika (Amerika afovoany sy avaratra): I Mexico no renivohitry ny Meksikanina
Mikasika an' i Meksika, an' i Meksika na avy any Meksika: Ny espaniola ihany no tenenin' ny mponina meksikanina [1.1]
Explications en anglais Mexican [3.1]
Explications en français Mexicain, mexicaine [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: mexicain.

Mis à jour le 2020/07/31