| Entrée | 1 metroka |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Enti-milaza tarehy mivindimbidina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy izao Manankarena, komohina: Raha tsy metrokave izy, hahavidy fiarakodia lafo vidy ohatra iny Be dia be, mifanizina, mifanitsa-kitro, mifatratra: Vahoaka metroka [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|