| Entrée | 1 miabily |
| Radical | 2 abily |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao? Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady [1.1] |
| Explications en anglais |
5 To be in a base condition. Almost obsolete. [1.2] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 10 miandevo fanahy, mandrorom-bintana, mikororosy fahana, mivarina, mavoin-tena, tsy misaingy hajan-tena, miala-bara-tena, tsy manome voninahi-tena, mamorery tena, maniva tena |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|