| Entrée | 1 miabo |
| Radical | 2 abo |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miiba), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7
[1.1] |
| Explications en français |
5 être élevé, être protubérant; est parfois employé dans un mauvais sens
6 être fier, hautain [1.3] 7 positif [1.13] |
| Exemples |
8 Tsikaritra araka izany fa tsy mitsaha-miabo ny taham-pitomboan' io sehatra io nanomboka ny taona.
[1.384#]
|
| Synonymes | 9 miibo |
| Antonymes | 10 miiba |
| Anagrammes | 11 aimbo, 12 ambio, 13 aomby, 14 miabo, 15 ombay, 16 ombia |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|