Entrée miafitra (afitra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mijanona tsy mandeha intsony: Niafitra halina ny famantaranandroko
Miato miala ianona, mianina: Tohizo hatrany ny dianareo fa aza miafitra eny an-dalana
Mipetrapetraka, mialokaloka: Efa tapa-bolana izay no niaferan' io mahantra io teto aminay [1.1]
Explications en anglais To stay, to halt, to be arrested in one's progress. [1.2]
Explications en français S'arrêter, être arrêté, faire halte, s'abriter: Niafitra ny famantaranandro (La montre s'est arrêtée) ~ Niafitra teny an-dalana ireo ankizy ireo (Ces enfants se sont arrêtés en chemin) ~ Aza miafitra toy izany hianao raha miteny (Ne vous arrêtez pas ainsi quand vous parlez) ~ Miafitra eto hatramy ny iray volana io mahantra io (Ce pauvre s'abrite ici depuis un mois) [1.3]
Morphologie 
Présent : miafitra
Passé : niafitra
Futur : hiafitra
Impératif : miafera

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20