Entrée miafokafoka (afokafoka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Misamboaravoaran-katezerana, mitroatra
¶ (Ankehitriny) Miavonavona amin' ny fiteny: Loza raha hiafokafoka iny tovolahy iny [Rajemisa 1985]
Traduction française   Etre furieux [Abinal 1888]
Morphologie  
miafokafoka
niafokafoka
hiafokafoka

Mis à jour le 2013/09/06