Entrée miahotra (ahotra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mijanona tampoka eo am-pandehanana na eo am-panaovan-javatra: Niahotra aho raha nahare ny feon' i dada tao an' efitra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to pause, to come to a stand, to halt. [Richardson 1885]
Morphologie  
miahotra
niahotra
hiahotra
miahora

Mis à jour le 2010/05/06