Entrée miakatra (akatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miala amin' ny toerana ambany ka mandeha mankamin' ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony aho
¶ Mitombo: Miakatra ny vidim-bary amin' izao fotoana izao. / Niakatra indray halina ny hafanan' ny marary [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to ascend, to go up, to mount up. [Richardson 1885]
 to go up; to enter [Hallanger 1973]
Définition française monter; entrer [Hallanger 1974]
Morphologie 
miakatra
niakatra
hiakatra
miakara
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2017/03/28