Entrée (1/2) | 1 miakoako |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.78] mibadabada fiteny, miambakambaka [Betsileo]
|
Entrée (2/2) | 4 miakoako |
Partie du discours | 5 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
6 [1.78] badalela: Tsa mba misy mazava aba ny raha taroñin'iñy lihilahe iñy fa miakoake loatse i ko save mikorontaña ny oña (Tsy mba misy mazava ranona ny zavatra lazain'iny lehilahy iny fa badalela loatra izy any ka mikorontana ny olona) [Betsileo]
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |