Entrée miampirina (ampirina)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mifitsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano ao lzy fa matahotra an-drainy, hono
Mitovy hevitra: miampify [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to act like a fish, to be like a fish in going to the side of a room. [Richardson 1885]
Morphologie  
miampirina
niampirina
hiampirina
miampirima

Mis à jour le 2012/07/19