Entrée miandaboboka (daboboka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mianjera: Niandaboboka tao anaty hady ny omby
¶ Nirohotra miara-be: Niandaboboka ny mpijery lanonana andeho hody [Rajemisa 1985]
Définition française Tomber en bas: Niandaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé)
¶ aller en grand nombre: Niandaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe) [Abinal 1888]
Morphologie 
miandaboboka
niandaboboka
hiandaboboka
miandaboha
Synonymes midaboboka

2013/09/05