|
|
|
|

Entrée1 miandalandalana
Radical  2andalandalana
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Mandroso tsikelikely: Efa mihatsara miandalandalana ny manavy. [1.1]
Exemples  5 miandalandalana ny tazo (La fièvre diminue petit à petit) [1.3#38]
6 Tany am-pony kosa, ilay ratra tsy fidiny no nandò miandalandalana ny fifaliany! [2.499]
7 Ary ny manatona azy sy ny mivavaka aminy sy ny manatitra zavatra aminy izay asainy atao dia tonga fanaon' ny olona miandalandalana, dia tonga fanaon' ny olon-drehetra. [2.296]
Morphologie 
8 Présent :
9 Passé :
10 Futur :
11 Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12