Entrée miangeso (angeso)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Miseho ho fatra-panao mihoatra ny mety, amin' ny fiteny na amin' ny fihetsika na amin' ny fitasana [Rajemisa 1985]
Morphologie  
miangeso
niangeso
hiangeso
miangesea

Mis à jour le 2013/04/12