Entrée miangoango (angoango)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miavoavo, feno mitafotafo na miavovona be: Iza no nitondra ireto vato miangoango ireto?
¶ Te-hatao ho manana ka miaingitraingitra sy mihaitraitra, tsy manao ny raharaha fanaon' ny mpiasa an-trano: Miangoango aoka izany iny zazavavy iny fa tsy mandray ravin-deno, hono, izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise  [Provincial] to be piled up in a heap [Richardson 1885]
Morphologie 
miangoango
niangoango
hiangoango
miangoangoa

2012/07/19