Entrée miantitra (antitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manaraka hatramin' ny fahanterana: Hoentinao miantitra mihitsy io kilema io raha tsy fongorinao dieny izao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miantitra
niantitra
hiantitra

2010/05/14