Entrée miantsampy (antsampy (sampy))
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mitsambikina amin' ny...: Niantsampy teny amin' ny tompony ilay alika
¶ Mianika, mananika: Niantsampy teny amin' ny lamosin-dreniny ny zaza [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to spring upon, to leap upon. [Richardson 1885]
Morphologie  
miantsampy
niantsampy
hiantsampy
miantsampaza, miantsampia
Citations  

Mis à jour le 2013/04/15