Entrée miantso (antso)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manisy anarana: Ikoto no niantsoana azy fony kely
Mamory olona mba hanatrika na ho tonga amin' ny..., manaika, manainga: Niantso ny fokonolona ny lehiben' ny tanàna fa nisy zava-dehibe nodinihina
Manonona tsirairay: Raha efa izany, dia niantso ny anaran' ny miaramila tsirairay ny kapiteny
Maka, manao izay hahatongavana: Moa ve efa nisy niantso ny dokotera?
Milaza, mamoaka ampahibemaso: Hiantso kabary, hono ny filohan' ny Nosy amin' ny volana mey
Mangataka, mitalaho: Miantso ny anaran' ny Tompo
Manendry, mifidy: Niantso an-dRanona ho lehiben' ny raharaham-bahiny ny filohan' ny governemanta
Manome na mametraka adidy, mandidy, mandodona: Miantso anao ny tanindrazana ka mahereza fo! [1.1]
Explications en anglais To call, to summon, to invoke. Manantso is used in the provinces for this. [1.2]
 To call; to summon; to call out [1.7]
Explications en français Appeler; convoquer; proclamer; crier fort [1.8]
 Appeler, convoquer, publier, proclamer, invoquer: Miantso olona (Appeler quelqu'un) ~ Miantso ny vahoaka (Convoquer le peuple) ~ Miantso kabary (Proclamer une assemblée générale) ~ Maintso an' Andriamanitra (Invoquer Dieu) [1.3]
Morphologie 
Présent : miantso
Passé : niantso
Futur : hiantso
Impératif : miantsoa
Synonymes manaika ~ manofa ~ mikohona ~ mihatsy ~ manatsimaso ~ mikoka ~ mikohokoho ~ manesiesy ~ mikahankahana
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20