Entrée miatatra (atatra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mihinana mambosibosika, mandrapadrapaka, mandrepodrepoka: Nihinana niatatra teo izy dialasa natory
¶ Torana (noho ny hehy na ny alahelo): Niatatry ny hehy izy ~ Niatatry ny alahelo izy raha vao nahare ny fahafatesan-drainy
¶ Maty eo no ho eo, jingy, dangy: Raha vao voan' ny vato ilay voronkely dia niatatra terý [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to eat voraciously or ravenously; to weep much; to be confounded; to be dead. [Richardson 1885]
Morphologie  
miatatra
niatatra
hiatatra
miatara

Mis à jour le 2013/04/15