Entrée miatiaty (atiaty)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Feno tafahoatra (kibo)
¶ Enti-milaza famarana na sobika nofenoina zavatra ka efa avo loha: Feno miatiaty itỳ harona itỳ ka aoka iray [Rajemisa 1985]

2013/04/15