Entrée miati-dranomaso (atitra, rano, maso)
Partie du discours expression
Définition malgache fomba fanaon' ny foko sy faritany sasany fahiny raha nankany an-dapa mba hitomany ny mpanjaka niamboho, mialoha ny fanafenana ny masina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to weep with relatives who have suffered bereavement; to go up to the palace to weep on the decease of a sovereign. [Richardson 1885]
Citations 

2013/06/07